You are here: home > Tononkira > Lain'j

Love aminao (ft Odyai) (Lain'j)

Yeh ! he he he !, ho ho ho !...
Mba tsapanao moa ve ty foko adala aminao mitempo fitia ho anao ?
Tsy hitady ny hafa intsony f’efa babonao hitoetra anilanao
Ka ny androny sisa efa natokako ho anao
Ka iriko mba ho doria, ho mandrakizay ilay fitia

Yeh ! he he he !, (tsy anilanao mijaly ! ,tsy anilanao mijaly !)
Ho ho ho ! (tsy anilanao mijaly ! ,tsy anilanao mijaly !)
Yeh ! he he he !, (tsy anilanao mijaly ! ,tsy anilanao mijaly !)
Ho ho ho ! (tsy anilanao mijaly ! ,tsy anilanao mijaly !)

Zaho love aminao !
Tsy mila afatsy ianao , zay no iriko eto an-tany
Raha ianao no tsy ao !
Mahatsiaro manirery , mila ho latsaka tomany
F’ef’ ianao !, ianao ! , ianao !
No mba ahy , silam-panahy
F’ef’ ianao !, ianao ! , ianao !
No mba ahy , silam-panahy

Tsy ambarambarako an’iza n’iza lay fitiavantsika roa
Be ny lafatra, fa ianao no mameno ny fo
Ka n’aiza n’aiza, ka n’iza n’iza, tsy hataoko handrava ilay fitia
F’ianao no ilaiko rahatrizay , ho boo boo doria

Yetononkira.serasera.orgh ! he he he !, (tsy anilanao mijaly ! ,tsy anilanao mijaly !)
Ho ho ho ! (tsy anilanao mijaly ! ,tsy anilanao mijaly !)
Yeh ! he he he !, (tsy anilanao mijaly ! ,tsy anilanao mijaly !)
Ho ho ho ! (tsy anilanao mijaly ! ,tsy anilanao mijaly !)

Zaho love aminao !
Tsy mila afatsy ianao , zay no iriko eto an-tany
Raha ianao no tsy ao !
Mahatsiaro manirery , mila ho latsaka tomany
F’ef’ ianao !, ianao ! , ianao !
No mba ahy , silam-panahy
F’ef’ ianao !, ianao ! , ianao !
No mba ahy !....

Tsy tafandrimandry aho raha tsisy anao
Mahatsiaro nanirery aho raha tsy eo ianao
Tsy mila hafa intsony aho fa ianao, ianao
No tiako mba ho ahy
Ka na paradisa na, afobe ,
Zay misy anao, dia tiako aleha
Tsy voatanisa, raha ny alahelo
Hahita anao ny farany eee !

Yeh ! he he he !, (tsy anilanao mijaly ! ,tsy anilanao mijaly !)
Ho ho ho ! (tsy anilanao mijaly ! ,tsy anilanao mijaly !)
Yeh ! he he he !, (tsy anilanao mijaly ! ,tsy anilanao mijaly !)
Ho ho ho ! (tsy anilanao mijaly ! ,tsy anilanao mijaly !)

Hevitra mandeha

srandrianasolo2 (13/12/2014 06:14:02)

Mlay be.

Tohiny

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Lain'j
Mpamaky : 3488
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : ikalamako
Tamin'ny : 22/09/2014 20:40:54
ID : 6739

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo