Hajao rehefa tiana (Lain'j)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mitsikitsiky foana izy na marary
Tsy fantatrao fa izy mijaly
Reo ditranao niafiany hodiany tsy mahalala
Miafin'izy rehefa mitomany
Ref : Karakarainy ianao,omeny izay tianao satria tiany ianao.Na izao tontolo izao,tsy atakaolony ianao satria tiany ianao
Hajao rehefa tiana azaampitaliana sao anenina ianao rehefa any aoriana 2
Miantso anao izy ianao tsy mamaly
Nodianao tsy haino ka latsa-tomany
Tsy ho tsapanao ny ratra-pony ao
Fa tiany ianao dia aleony@izao
Ref : Karakarainy ianao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Lain'j
Vangy : 3760
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : ainaaimeerandriah
Daty : 04/11/2017 17:19
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0714