Hajao rehefa tiana (Lain'j)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mitsikitsiky fôna izy na marary
Tsy fantatrao fa izy mijaly
'Reo ditranw niafiany odiany tsy ho lala
Miafin'izy rehefa mitomany

Karakarainy ianw
Omeny izay tinw
Satria tiany ianw
Na izw tontolo izw
ts atakalony anw
Satria tiany ianw

Fiv: Hajao rehefa tiana, aza ampijaliana
Sao hanenina ianw rehefa any aoriana
Hajao rehefa tiana,...sns
(Hajao izy) x3 Sao hanenina ianw rehefa any aoriana

Niantso anw izy f'ianw tsy namaly
Hodianw tsy hay ka latsa-tomany
Tsy tsapanw ny ratram-pony ao
Fa tiany ianao de aleony am'izw

Fiv: ..... sns x2
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Lain'j
Vangy : 14555
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : harlindoratah
Daty : 19/04/2017 20:39
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0749