You are here: home > Tononkira > Lain'j

Hajao rehefa tiana (Lain'j)

Mitsikitsiky fôna izy na marary
Tsy fantatrao fa izy mijaly
'Reo ditranw niafiany odiany tsy ho lala
Miafin'izy rehefa mitomany

Karakarainy ianw
Omeny izay tinw
Satria tiany ianw
Na izw tontolo izw
ts atakalony anw
Satria tiany ianw

Fiv: Hajao rehefa tiana, atononkira.serasera.orgza ampijaliana
      Sao hanenina ianw rehefa any aoriana
      Hajao rehefa tiana,...sns
(Hajao izy) x3 Sao hanenina ianw rehefa any aoriana

Niantso anw izy f'ianw tsy namaly
Hodianw tsy hay ka latsa-tomany
Tsy tsapanw ny ratram-pony ao
Fa tiany ianao de aleony am'izw

Fiv: ..... sns x2

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Lain'j
Mpamaky : 1566
Mpakafy : 1 Ankafizo
Nampidirin'i : harlindoratah
Tamin'ny : 19/04/2017 20:39:27
ID : 9374

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo