Traikefa (lafuma & Mamporey)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
refrain :atovy ambony ny tanana
atovy ambony ny tanana
fa tonga zahay anafana ka atovy ambony ny tanana
tonga ampadihy sy ampifaly atsika eto o
miara manalazy jiaby ny zanaky ny getho
(2fois)

(lafuma)
lasa avo, mipetraka tsy ho lavo
ra ny kozy aty mandona zahay mipetraka ho favo
tonga andravarava anaty rap trap
firy taona angarangidina ny asa soratro napitapy (tapy)
zahay boto lava fantsy! mandatsaka 'lay rima
ty vomay matsiro rah toa ka anakiana
rah toa elah ka liana d'efa ty le famatsiana
omena ampitiavana io omena ampitsikiana (yeah)
MC vo omaly io fa mahay mozika
manan-talenta io matoa mavita
mitondra hafanana rah mangatsiaka
zay mpialona anazy to tsy migigika
ka io izy mandatsaka kozy mandona de enohin'lah ty bandy e
ra toa ka mikifa ambony ny tanana lec ry zandry e

refrain : ......

(Mamporey)
tsy ho tanako izany f'anah ty androany
idonadona be andao mba iaraka ho any
tonga zahay mitsam ampandritany...fety ny androany
fety ny androany, revy mitobaka cherie tsy lany
asivo orakoraka be tsy akijanona
le feoko mafy mandona tsy ho tana
arahina tsatso tsotsoka jamala
tairo alefaso fa eo tsisy miala
androany mifety de ny hiran'adala
atovy ze mety f'anao ny tanana
mitsirepirepy eo ze mianahana mitsirepirepy eo ze mihanahana
atovy ze mety f'anao ny tanana mitsirepirepy eo ze mihanahana

refrain:....
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : lafuma & Mamporey
Vangy : 1214
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : 2103lafuma
Daty : 12/05/2017 15:35
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1136