You are here: home > Tononkira > Ktzat

TOMPO TSARA (Ktzat)

Ray Tsara indrindra ô
Endrey ny halehiben'ny asanao
'Zay namorona ny tany sy ny lanitra ary koa
Misy ny andro sy ny alina nataonao
Dia mitory avokoa ny fahendrenao

Fiv :
Ka midera Anao ry Ray
FA lehibe ny fitiavanao
RaTsiky dia ampyiso re ny fiainako
Fa Ianao no mahafantatra
Ny làlako
Ka ny sitrakao ry RAy
Dia ekeko fa hahasoa

Fa Ianao ilay niahy sy nitantana ahy
Tamin'ireo sarotra 'zay nodiaviko tety
Ka nampahery sy nampitràka hatrany
Nony tojo adin-tsaina, fitsapana

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Ktzat
Mpamaky : 676
Mpakafy : 2 Ankafizo
Nampidirin'i : toukrth
Tamin'ny : 12/06/2015 13:21:43
ID : 7547

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo