Vavaka (KTLM Tsanta Fitoriana Ambohimena)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Andriamanitra ô, henoy izany vavako
Miantso Anao X2
Sy mitaraina eto aminao
Tolory fahendrena mba hahay hanetry tena
Ho hamasinina anie ny anaranao
Eny ho mandrakizay

Omeo ahy koa ny hery
Handreseko ny ambom-po
Fa Ianao r'Ilay mahery
Be famindram-po
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : KTLM Tsanta Fitoriana Ambohimena
Vangy : 1440
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : daryprod
Daty : 10/08/2017 14:46
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4753