Androm-pamonjena (KTLM Tsanta Fitoriana Ambohimena)

Anio, anio ny androm-pamonjena
Resy, Resy ny fahafatesana

(Bass)Tonga anio ny famonjena
Tonga anio ny famonjena antsika
Tapitra hatreo ny herin'ny fanahy ratsy
Fa resy ny fahafatesana

(Duo) Ande isika hioby ny hosana
Fa velona sy mahery ny Tompo
(Duo) Venteso Tsiky dia ampymafy ary ny fihobiana
Hanakoako maneran-tany
(Bass) Haleluia velona ny Tompo
Hiakatra am-boninahitra Izy
Ho ankavanan'ilay Ray

Jesosy nanetry tena ho faty
Noho ny otanao ry olona รด
Fa tiany ianao mba ho toa azy
Handresy ny fahafatesana
Ny fahavalonao dia ho resy avokoa
Raha mino ianao

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : KTLM Tsanta Fitoriana Ambohimena
Mpamaky : 312
Mpakafy : 1 Ankafizo
Nampidirin'i : daryprod
Tamin'ny : 27/07/2016 14:22:52
ID : 8737

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo