MANDINIHA (KTKT (Kristiana Tanora Katedraly Toliara))


E e e e, mandiniha gny lehe maro.
E e e e, misaotra avao laha mbo velo.
E e e e e, mitaoa eha fa nahakasa,
Fa tsy teako tsy ho am-paradisa ro lovanao.
JESOSY atavo siky ihaminanao,
JESOSY engao hanjaka am-pagnolikao.
La ka mtononkira.serasera.orgamale rate iha, ilongo gny olo iaby e!
FITIAVA engao handay gny fiaignanao.
La lala la lala la la lala, lo lolo lo lolo lo lo lolo.
Pa ram pampam parampa, tsoro tso tso tsorontso.
FITIAVA engao handay gny fiaignanao.
E e e e, mandiniha gny lehe maro e.

Hevitra mandeha

mniriko (03/04/2018 17:02:29)

Mpamorona ny feony sy ny Tonony: FELY

Tohiny

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : KTKT (Kristiana Tanora Katedraly Toliara)
Mpamaky : 167
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : mniriko
Tamin'ny : 03/04/2018 18:37:47
ID : 10525

Sokajy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo