Irony (Kristel)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Aleo ho any a a a a a a (*4)

Manan-kery ny any aminay
Fa ny volanao tsy volanay
Ny aretinao tsy aretinay
Fa ny anay efa mamaivay e (*2)

Ny fotsy mainty
Ny mainty fotsy
Ny fisainana niova loko
Nankany an-dafy tsy niafiafy oay !
Oh ry tony e (*2)

Te handroso nefa tsy miroso
Te handreha nefa mahare
Tsy mijery fa voateritery
Tsy mihetsika fa tsy manankery

aleo ho any a a a a a a a (*4)

Aleo ho any ´zay te ho any
Aleo hifanga ´zay te hifanga
Aleo handroso , dia aleo hazava
Fa ny ambo-ponao tsy atao anakan'ahye
Sa atao hanakana ahy ve ?

Ny fotsy mainty ...

e handroso nefa tsy hiroso ...

Nangalariny zay hitany tany
Mody nalainy nefa hanompa azy
F'aleo ho any dia tsy misy tsiny
Fa izy mangalatra sady manampy (2*)

aleo ho any a a a a a a a (*4)




Tonony : Christelle Ratrimiarivony, Andry Ratrimiarivony, Sylvano Ramandimbiarisoa
Feony : Christelle Ratrimiarivony, Andry Ratrimiarivony, Sylvano Ramandimbiarisoa
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Kristel
Vangy : 1221
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : lucianahrandriam
Daty : 17/02/2019 11:41
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0116