Nomeko (Kim jah)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Ay...Sambatra ny manome noho ny mandray ah
Fa zah tsy sambatra mitsy atrizay ah.
Satria tsy noraisinao le nomeko de may ah..
Nefa zah tsy sah niteny fa te iandry kely..
Tsy navoaka feo akory nefa tsy andriko eh..
Ny ahita atsika le mba ifamihana iny..
Fa tsy ho lany andro aheno tenin'olona oe: "Ngamba famille-any iny!!"
Fa zah toa sahy tsy sahy de nangina be zah..
Satria tsy tiako ho faty zany fa mba ateza
Le fifandraisa-tsika mbola tiako engeza fa tsy ho simba de ho nofy sisa ve zany eh...
Zany retra zny nampafatariko impiry
Nasehoko am fomba fietsika fomba fitsiky
Tsy haiko na tsitanao na hoe mody mikipy enao..

Ref: Tiako ho ahy ianao eh...
Fa zah nefa tsy sahy ny hanao eh...
Hilazako ny marina eh..
Fa ny fitia tena izy tsy mba miafina eh..
Rah tsy ifamaly toa tsy rariny eh..
Mino ah fa le niandrasako ny valiny eh...
Ay ay yeah...

2- Miala tsiny ah tsy natana eh.
Lazaiko anao na tsy nanontany ah..
Ze nisy anao nisy ah na tarÿ na tany eh..
Fa enao n diso loatra varina tany eh..
Zah no akaikinao tsy nasinao sira..
Fa refa voa avany vao mba misy idirako...yeah ih..
Fa zah sy enao tsy votery oe hitovy am sasany any, fa tsarovy le zah efa mba sasa niandry...sasa niandry...sasa niandry anao ouh..
Enao namako eh, tsy ho vofafako eh, fa ny lalako eh, rah mazoto enao de ndao aleh,..
Andao angeh tsika eh..
Fa tsisy manenjika eh..
Ay yeah eh..

Ref:
Tiako ho ahy ianao eh...
Fa zah nefa tsy sahy ny hanao eh...
Hilazako ny marina eh..
Fa ny fitia tena izy tsy mba miafina eh..
Rah tsy ifamaly toa tsy rariny eh..
Mino ah fa le niandrasako ny valiny eh...
Ay ay yeah...
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Kim jah
Vangy : 5596
Mpankafy : 2 Ankafizo
Nampiditra : navalonaranjalahy
Daty : 11/06/2019 10:21
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1518