You are here: home > Tononkira > Kiaka

Fanahy (Kiaka)

Tsy lavitra fa ao anatinao
Iainanao hatrizay hatrizao
Mampiavaka ny olombelona
Amin’ny zava-boary manodidina

Fanahy no maha-olona, miaina ao anatin’ny aina
Fanahy no atokisana fa hiaina mandrakizay

Fa ilay ratsy mikattononkira.serasera.orgsaka foana
Mba hahazoany anao
Soa ihany fa ao ilay fanahy
Afaka mibaiko anao

Fanahy no iankinana, antoka tsy hamitaka
Fanahy tsy manam-paharoa ilay sarobidy indrindra

Fanahy……………….mandrakizay
Fanahy……………….indrindra
Kiaka

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Kiaka
Mpamaky : 3106
Mpakafy : 1 Ankafizo
Nampidirin'i :
Tamin'ny : 11/10/2002 13:01:30
ID : 1120

Henoina (sombiny)

Sombiny ihany aloha no henonao eto fa azonao alahatra ao amin'ny RadioVazoGasy

Alaharo ao amin'ny RadioVazoGasy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo