Dahalo (Kiaka)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha vao miresaka an Madagascar
Ianao miaina ao, ataoko angamba
Fa tsy maintsy mahalala
Tanana maro no efa Tojo azy ireo
Olomaro efa nahita ny habibiana
S'y ny hasetriny Avy eo
Eny o! Ny tany toa tsy misy lalana
Ny be sandry no manao ny hoe fanjakana
Aiza indray no asiana ny fiainana
Toa DAHALO foana no ireo manodidina
Tsy hita ny hanaovana azy e
Amin'izay, vonona hamono
Miaraka @ basy sy ny lefona koa
Dia toy izany : DAHALO no eto e (2x)
Ka tena tsy hita izany asina ny fiainana
Raha toa ianao tsy mitandrina
Toa mailo2 fa be fahavalo
Mirongatra manenjika indray ny DAHALO
Mihorohoro isan'andro lava izao
Manantena fanampiana avy aminao
Izao dia izao ka tongava e!!
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Kiaka
Vangy : 1953
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 16/09/2014 19:19
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0739