Ataoko veloma (feat Khelene) (Faniry (Tempo Gaigy))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
(Faniry)

Cherie e, mba henoy kely androany e
Fa misy vaovao mahafaly e
Tena hiova am'zay anie aho
Cherie ho'aho,
Raha misy message hafahafa,
Ao anatin'ny phone-ko ao
Tonga dia asehoko anao.
Tsy hangala-pihinana intsony aho
Nahivoaboaka ny trano,
Tsy handany vola amin'ny sipa sy akama
F'aleoko am'zay tokantrano

(Khelene)
Efa ela aho no nandre izany e
Tsy mihodina akory ny volana
D'efa io fa manao fahatany e
Leo ny toetranao aho
Raha ny toky izay efa nomena
Efa naha mpanan-karena
Efa leon'ny lainga isanandro aho
Ka nandray decision sao dia tara

Ataoko veloma,
Ataoko veloma ianao
Efa ela aho nihafin'izany
Ka tsy asiako nenina aloha izay omaly.
Ataoko veloma,
Ataoko veloma ianao
Raha lehilahy iray no nandratra
Rahampitso aho dia mety ho tafa
Ataoko veloma,
Ataoko veloma ianao
Ny lehilahy tsy boka herintaona hozy ianao
Koa maninona raha mifandao
Dia aleo am'izao

Bye bye bye bye,
Bye bye bye bye,
Bye bye bye bye,
Ee ee,
Bye bye bye bye,
Bye bye bye bye,
Bye bye bye bye,
Oo oo,

(Faniry)
Cherie ho'aho
Mifona aminao aho malala
Efa hiezaka tsy hody tara aho,
Ho ajanoko hatramy sigara e.
Malala o,
Ny fakam-panahy izay nandalo,
Hosoloiko fitiavana maro
Raha izay no mba tsy ampy aminao.
Tokantrano vaovao no iainana
Hasambarana tsisy ohatr'izany e
Fa homeko anao izao tontolo izao
Fitiavana tsy mety lany e

(Khelene)
Efa ela aho no nandre izany e
Tsy mihodina akory ny volana
D'efa io fa manao fahatany e
Leo ny toetranao aho
Raha ny toky izay efa nomena
Efa naha mpanan-karena
Efa leon'ny lainga isanandro aho
Ka nandray decision sao dia tara

Ataoko veloma,
Ataoko veloma ianao
Efa ela aho nihafin'izany
Ka tsy asiako nenina aloha izay omaly.
Ataoko veloma,
Ataoko veloma ianao
Raha lehilahy iray no nandratra
Rahampitso aho dia mety ho tafa
Ataoko veloma,
Ataoko veloma ianao
Ny lehilahy tsy boka herintaona hozy ianao
Koa maninona raha mifandao
Dia aleo am'izao

Bye bye bye bye,
Bye bye bye bye,
Bye bye bye bye,
Ee ee,
Bye bye bye bye,
Bye bye bye bye,
Bye bye bye bye,
Oo oo,

Vita ka samy veloma e
Vita ka samy veloma ho'aho

(Faniry)
D'izaho moa izany mankaiza cherie e
Ao ara ho'aho fa boka folo taona ny lehilahy

Ataoko veloma,
Ataoko veloma ianao
Efa ela aho nihafin'izany
Ka tsy asiako nenina aloha izay omaly.
Ataoko veloma,
Ataoko veloma ianao
Raha lehilahy iray no nandratra
Rahampitso aho dia mety ho tafa
Ataoko veloma,
Ataoko veloma ianao
Ny lehilahy tsy boka herintaona hozy ianao
Koa maninona raha mifandao
Dia aleo am'izao

Bye bye bye bye,
Bye bye bye bye,
Bye bye bye bye,
Ee ee,
Bye bye bye bye,
Bye bye bye bye,
Bye bye bye bye,
Oo oo,
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Faniry (Tempo Gaigy)
Vangy : 2041
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : hery
Daty : 12/08/2018 00:35
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0118