Am-Parafara (Kemyrah)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Parole « Am-parafara » Kemyrah
An han… Yes ai
Kemyrah in the mic zany
(Swing)
Oh ry Bella, aleo tsy tohizana androany intsony, ilay tantaran-tsika omaly e
Fa io nge hoa dia juste nandalo, samy naka fafiny dia aveo koa samy faly e
Fa ianao anie hoa mitady andray am-po, ilay kozin-tsika roa, ilay teny am-parafara ah
Kanefa hoa tsy tafa fa sao dia izany indray no ampisy olana amin’ny zanaka amam-para
Ilay izy nge hoa just passage, revirevy fa tsisy idirana fitia
Isika roa ny anaty lamabahoany, miala teo izay tsy izy tsisy idiran’ny hafa ‘ty.. Fa
Ilay izy revy miainga, za anie kobonao fa za anie efa manatompo oh oh
Ekena hoe samy ngoma isika fa za ne ry joba mba mataotra an’I Tompo oh oh
Ref:
Ouay… mirangorango be hoa ianao, manao hoe miaou (3x) miaou (3x)
Ouay…nefa nge tsy mety hoa ry sipa, sao dia mba laniko eo ianao, laniko eo ianao, hoy izaho hoe non (3x)
Ka aza miala aloha, (Aona??) fa izaho nge mbola vonona ny ampanaram-po (Aishy, ianao koa!)
Ra atao hoe parsi, na tsy ankisoto-pataloha
F’ianao ve tsy mahita hoe mpinamana no tsara, izany tsy mahasakana tsy ho eny am-parafara ka
Fa tsy ato amin’ny tànana, kobonao fa masiaka be hoa ny madamako oh
Aleo misera maivana any anatin’ny FB
Mande plan karaks, mande plan cuvé,
Aza manontany hoe « izy ity plan cul ve ? », fa antanio I Akon amin’ilay
Laniny… (sao laniny e) … tandremo sao laniny (sao laniny e) … tandremo sao laniny (misy ho laniny eo) oh nanana……
Ref:
Ouay… mirangorango be hoa ianao, manao hoe miaou (3x) miaou (3x)
Ouay…nefa nge tsy mety hoa ry sipa, sao dia mba laniko eo ianao, laniko eo ianao, ka hoy izaho hoe non (3x)
Io ndray an… (Swing) be dongidongy kely ianao io, fa tsy maninona izany, dadatoa koa vonona ny ampifaly, yes ai!
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Kemyrah
Vangy : 1467
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Kemyrah
Daty : 18/01/2018 16:28
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0813