Tsaroanao ve ? (Kelly Rajerison)

Mpihira : Kelly Rajerison
Mpamaky : 181
Nampidirin'i : ikalamako
Tamin'ny : 23/06/2009 00:22:56
ID : 5610

Tsaroanao ve,
Ireo hirantsika fahizay
Ireo hira izay nambabo ny fontsika
Ireo hira izay niteny hoe
Ho tia anao mandrakizay
Tsaroanao ve ireny hatramin' izao  ?

Tsaroanao ve,
Ny fiarahantsika fahizay
Izaho teo anilanao toa hoe mandrakizay
Niara-dia nifankatia
Nitory ny hiran'ny fitia
Tsaroanao ve ireny hatramin'izao ?

Forever young
Sweet melody,
Forever young my love for you baby
I still keep it in a sweet and lovely song
I know that love will never die
Still getting stronger in a morning rise
Forever young, my love, forever young

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo