Ny haiko dia mozika (Kelly Rajerison)

Mpihira : Kelly Rajerison
Mpamaky : 175
Nampidirin'i : ikalamako
Tamin'ny : 23/06/2009 00:23:13
ID : 5611

Na ory na finaritra aho
Mamoaka ny mikobona ao anaty, anatiko ao
Ka manamaivamaivana ny saiko ery
Efa ela aho no nino tanteraka
Fa ny hivelomako ety dia ny mozika
Kintana antenaiko zay zohiko ety

Lazaiko anao fa ny haiko dia mozika
Reko mikoriana ao amiko ao mamelombelona ery
Lazaiko anao fa ny haiko dia mozika
Mandrotsirotsy ny fiainako ety toy ny namana iray

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo