You are here: home > Tononkira > Kaysha

Mariazy (Kaysha)

Oh o,o !  Oh,o,o ! Ouh ouh ouh yeah hey!
Oh o,o !  Oh,o,o ! Ouh ouh ouh yeah hey!
Ihy niany andro araiky,
‘Lay andro anô sy ho agnahy
Haneohana ilay fitiavagn’ efa nisy hatrizay hey!.
Hanikeko anô ho vadiko,
Ataoko ho voady tsy hivadika aminao,
Hitia sy hanaja tokan-trano no ataoko.
Ho sorok’ilako ianô, raha sendra rehitry
Namanao io koa, raha sendra very
Eko tsy mora ny mandigny
Tsy hampiova ny foko mitempo aminao. Ouh o o o o o!

REF : Fa anô io mamy sy mangidy
  Na hakeo ho sendra tsy ho kivy
  Ho vady modely ho faniriàna  
  Ndeso anao ny foko jiaby. tononkira.serasera.org (Ndeso anao ny foko jiaby)
  Fa anô io mamy sy mangidy
  Na hakeo ho sendra tsy ho kivy
  Ho vady modely ho faniriàna  
  Ndeso anô ny foko jiaby.

Matoa zaho voafidy tanatin’ny maro,
Ny fitiavanao anahy io be sady efa tsapako
Na ambiato, tsy vadika mandrakizay.
Na ho sarotra niany, (handalovana)
Zah tsy hilefa adidy, (sanatria)
Tsy ho kivy na koa hiala aminao
Fa ho vady handrigny aminao an-tokan-tra-a-a-a-a-a-ano

REF : Fa anô io mamy sy mangidy…

Hira ty atolotro ho anô io baby
Tadidio fa ho anô io, fa ho anô
Ny androm’piainako ouh, o, o!

REF : Fa anô io mamy sy mangidy…

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Kaysha
Mpamaky : 152
Mpakafy : 1 Ankafizo
Nampidirin'i : nanando48
Tamin'ny : 07/11/2018 18:27:50
ID : 11097

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo