Fandalovana (Kapelaony)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fandalovana eto an-tany
Misy fetrany sy farany
Zagnahary ro mandily mandahatse fotoa
Fagniria ro azontsika atao e
Fa ankiny am-bavaky avao.


Misaotsy Azy tika longo mbo nomeny haveloma
Fa ny lasa moa tsy himpoly ndra tsy mifankafoy
Vetsevetse ro antsika olombelo
Zagnahary mandahatsy
Maharary fa anjara aby.


Avia, avia malaky longo tsy hanegny e
Molia, molia fa maminay
Avia malaky longo fa ao
Jesosy handomba gn'ainao e
Jesosy handomba gn'ainao.
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Kapelaony
Vangy : 7617
Mpankafy : 2 Ankafizo
Nampiditra : FyR..
Daty : 18/02/2017 10:37
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0727