You are here: home > Tononkira > Jyunii

Nofy (Jyunii)

Efa tato anatiko ilay fitia
Saingy indris anefa fa ny ftona no tsy nisy
Hanambarako aminao
Oe ilay afo efa ato anatiko ao
Nandeha ny ftona,ianao teo ihany
Za nefa lany andro nitazana anao
Satriko dia ilay ho aviko
Dia ny hitoetra eo anilanao fona
Tsy ho namana fotsiny e
Fa dia ho sakaizanao io
Satriko dia ilay nofiko
Dia ny ho mba fantatrao
Reftononkira.serasera.org:fa tiko ianao iny...tsy te hanenina aho fa tsy nilazaoe zao anambar e...f'enao andeh(×2)
Indrisy nefa ts nampoziko eiyh
Vo mjery anah enao dia tsy haiko ô
Ny mety ho aiko ô
Ny fietsiko no vakina fa...Satriko dia ilay hoaviko
Dia ny hitoetra eo anilanao fon
Tsy ho namana fotsiny e
Fa dia ho sakaizanao io
Satriko dia ilay nofiko
Dia ny hitoetra eo anilanao fon
Ref:...

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Jyunii
Mpamaky : 3589
Mpakafy : 1 Ankafizo
Nampidirin'i : Makkun
Tamin'ny : 08/06/2017 08:50:16
ID : 9702

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo