You are here: home > Tononkira > Jyunii

Mbola tiako (ft Kim Jah) (Jyunii)

Dia diso ve zah baby
Hainao f ts fanah iniko eh
Ny anitsak anw zn
Ialao lvtr n saina

Fa mbl tiko ianw baby eh
Na d btsk reo ts net natwk
Manaik ah f resy f na sipa ianw mibed n atwko
Zah miandr n safidnw
Ts aiko ra we mbl tadidnw
   Amzao wa to nidinw lay varavaran paradis
Zah fn mank n hitsinw ts manin f'alwk mipart dis
Adino saad ireo fanekena lasan rivotr ftsn eh
Isk roa ef nfanaik eny las ts amp rots2 ah nen eh

Reftononkira.serasera.org:dia diso v zah baby ainw f ts fanah iniko eh
Ny hanitsk anw zn ialao lavtr n saina eh
Fa t6 afats ianw n tiko eh tiko eh tiko eh baby yeah
Tiko eh tiko eh ts ho ariko eh eh yeah

  Moa v tsapanw ty foko adal eh
Manome porofo k raiso eh
Ka ho ampiko ra ts amp anw f n ftiavak wa ts met miov baby eh
Na mis sakana ny lalantsk miray f ts msakana
Ekeko f b ny adalako (enw nf niartr fn)
Avelao f'anio ny las fafako (netsk ts atw zava_poana)

Ref:........

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Jyunii
Mpamaky : 7912
Mpakafy : 2 Ankafizo
Nampidirin'i : einnah
Tamin'ny : 24/09/2016 11:37:34
ID : 8864

Sokajy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo