Dila (Jyunii)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fa raha ny faniriako no tantaraiko eto
Tiako ho ahy, maharary ahy fa zaho misento yeah
Natolotro ho anao izay rehetra natao fa tantarao raha mbola tsy ampy
yeah tsy ampy yeah
Malalan'ny fok,o aza avela ho very
F'ianao ho'aho tsy foiko
Marina izany fa tsy lainga
Lay fihetsikao mampanahy
Hatezerana sa ve alahelo tato am-poko hatrizay
Nanambara fa de tia yeah tia yeah

Fa raha ny faniriako anie dia hiara-dalana aminao
'Zao no aza adino fa ianao no dila dia manirery aho
Satriko ianao eo foana fa tsy miala mihitsy
nefa dia tsy afa-manoatra ny andeh hiaraka hizotra 'lay lala-mahitsy
Fa zah niankavanana ianao niankavia
Nefa mbola samy te-hankafy

Zah nankaty, ianao nankarý
Ny faniriako dia mbola haka an-dry
Tsy nety ny tantana, nisy ny sakana, diavo ny sampana
Lasa tsisy mpitantana fa lay sariko silany siaa no tazana
Fa dila ianao, zaho mila anao
Lay dinantsika ndeha hiakatra hanidina ambony fa tsy midina
Fa maty ny antsika, iza intsony no antsoiko hoe
Silam-panahy na hoe mpanjakavavin'ny foko
Fa maty ny antsika yeah iii yeah
--------
Rohy:
Hevitra
voarinarindra ( 05/02/2017 09:06)
tsara le hira ka
tahir's ja ( 24/02/2017 20:07)
mankasitrk e
tahir's ja ( 24/02/2017 20:17)
mlay narw e biz dol muah
harenaandriamanjaka ( 28/05/2017 19:51)
merci!
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Jyunii
Vangy : 7803
Mpankafy : 3 Ankafizo
Nampiditra : fanumezantchuelaryissah
Daty : 22/01/2017 12:30
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0734