You are here: home > Tononkira > Jyunii

Dila (Jyunii)

Fa raha ny faniriko no tantaraiko eto,
tiko ambaraina fa aza misento.
Natolotro anao izay rehetra natao
ka tantarao raha mbola tsy ampy eh tsy ampy eh yeah.
Malalan'ny foko aza avela ho very
f'ianao ngeh tsy foiko
Marina zany fa tsy lainga eh.
Ny fihetsikao mampanahy:
hatezerana sa hoe alahelo tato am-poko
hatrizay manambara fa dia tia eh tia ehh

REF:
fa raha ny faniriko anie dia ny hiara-dalana aminao
fa izao no aza adino iny ianao no dila de nanirery aho
Satriko ianao ho eo fĂ´ana fa tsy miala mihitononkira.serasera.orgntsy
nefa dia tsy afa-manoatra
hiaraka hizotra lay lala-mahintsy.
Fa za nian-kavanana ianao niankavia
nefa mbola samy te hankafy
ianao nankary dia zah nankaty
raha ny sitrapoko dia mbola haka anji
tsy nety ny tantana, nisy ny sakana
dia aveo nisampana.
Lasa tsisy mpitantana fa ilay sarin'ny silako sisa no tazana,
fa dila ianao zaho mila anao ilay dinantsika
te hiakatra hanidina tsika fa tsy midina,
fa maty ny antsika iza intsony no hantsoiko hoe
silampanahy na hoe mpanjaka vavin'ny foko e
fa maty ny antsika ....
REF.........

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Jyunii
Mpamaky : 22975
Mpakafy : 4 Ankafizo
Nampidirin'i : jimmy2016
Tamin'ny : 13/11/2016 17:23:00
ID : 8946

Sokajy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo