You are here: home > Tononkira > JW broadcasting

Tsara Loatra ka Hiraiko (JW broadcasting)

1.Mitsiky ho ahy ’lay masoandro maraina.
’Reo voronkely mihira ho anao, mampitony saina.
Re milanto ’lay tsio-drivotra kanto,
’Zay toy ny feon-kiran’ny ala. Mamy er? ny miaina!
(PRE-CHORUS)
Dia ’zao hira izao, Jehovah ô, ho anao,
Satria tsara loatra ’reo asanao. Ary izahay moa,
Nahoana no mba tena ahianao?
(FIVERENANA)
Hidera anao aho, hikalo am’ny fo.
Hidera anao aho, hikalo am’ny fo.
Avy ao am-po.
2.’Zay jereko dia mambabo ny foko;
’Reo no mandoko ny tontolo, midera anao daholo.
Ny havoana, na ny herin’ny onja tsy tana
Dia mankalaza anao, mitory hatsarana.
(PRE-CHORUS)
Dia ’zao hira izao, Jehovah ô, ho anao,
Satria tsara loatratononkira.serasera.org ’reo asanao. Ary izahay moa,
Nahoana no mba tena ahianao?
(FIVERENANA)
Hidera anao aho, hikalo am’ny fo.
Hidera anao aho, hikalo am’ny fo.
Avy ao am-po.
(TETEZANA)
Mba diniho, dia ho hitanao miharihary
Ireo toetra miavaka asehon’ilay Ray Nahary.
(PRE-CHORUS)
Dia ’zao hira izao, Jehovah ô, ho anao,
Satria tsara loatra ’reo asanao. Ary izahay moa,
Nahoana no mba tena ahianao?
(FIVERENANA)
Hidera anao aho, hikalo am’ny fo.
Hidera anao aho, hikalo am’ny fo.
Hidera anao aho, hikalo am’ny fo.
Hidera anao aho, hikalo am’ny fo.
Hidera anao aho, hikalo amin’ny fo.
Avy ao am-po.

(Rohy ahazoana hira: https://tv.jw.org/#mg/mediaitems/AudioOriginalSongs/pub-osg_37_AUDIO)

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : JW broadcasting
Mpamaky : 295
Mpakafy : 1 Ankafizo
Nampidirin'i : sergesitrak2017
Tamin'ny : 14/03/2018 14:36:41
ID : 10464

Sokajy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo