You are here: home > Tononkira > JW broadcasting

Tiako Be Indry ry Zanako Vavy (JW broadcasting)

1. Tsaroako akia ’lay feo,
’Lay feo miangoty.
Ianao fihiniko eo,
’Zaho mandrotsirotsy.
Dia teny nihalehibe,
Nianatra nandeha.
Nahafatifaty ahy er?!
??(FIVERENANA)
Ry tiana, tsy foiko, ianao fifaliako.
Tsy hiova na oviana, f’ianao ’nie tiako.
2. ’Zao efa voninkazo
’Lay voa nafafy;
Tsy mba nanaiky halazo,
Nandresy ady mafy.
Dia ’zay natoro an-dry,
Tadidio akia.
Ry zanako aza hadino izao:
(FIVERENANA)
“Ry tiana, tsTsiky dia ampyy foiko. Ianao fifaliako.
Tsy hiova na oviana, f’ianao ’nie tiako.”
(TETEZANA)
Fa Jehovah anie
Tsy hanadino anao,
Satria manompo azy,
Mikely aina ianao.
Marina izy ka
Hotsaroany fa
Ianao tia azy.
(FIVERENANA)
Ry tiany, tsy foiny, ianao fifaliany.
Ry tiany, tsy foiny, ianao tena hampiany.
Ry tiany, tsy foiny, ianao tsy hariany.
Ry tiany, tsy foiny, ianao tiany.
(rohy ahazoana hira: https://tv.jw.org/#mg/mediaitems/AudioOriginalSongs/pub-osg_34_AUDIO)

Hevitra mandeha

sergesitrak2017 (09/03/2018 13:27:45)

Tsy miseho any amin'ny youtube ny "version" Malagasy an'io hira io. Dia io nasiako rohy io amin'ny faran'ny tononkira ho an'izay hiaino azy.
misaotra

Tohiny

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : JW broadcasting
Mpamaky : 279
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : sergesitrak2017
Tamin'ny : 09/03/2018 13:40:14
ID : 10430

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo