You are here: home > Tononkira > Julien

Raiso izy (Julien)

Ilay Satana fahavalo efa resy
Izao tontolo izao ho rava
De kristy ilay vantolampy
Z'ay maty ho ahy
Ary ireo fankampanahiiii
Zay nangeja hatrizaiii
Ho vita hatrao ireniii
Satria efa resiiii
Ankehitriny izy ato ampokooo
Kristy izay nandrandraiko
Ny ratsy rehetra ho lao oo
Ka misotra aziii
(Réf..)
Ankehitriny raiso izy
Jesosy toTsiky dia ampympo ho ao am-ponao
Fa izy irery no famonjena
Z'ay volazan'ny baiboly
Ô papa ee Ô mameee
Raiso jesosy tomponao
Ho eo amin'ny fiainanao ooooo
De ho resy ireo fahavalo (2×)
.Nangirifiry jesosy il
L'ay tokan'ny Ray il
Tonga tety atany jeso
Izay maty ho ahy
Izy koa mbola eto ihiany
Ry olom-belo rehetra a
Andao re mba hanompo azy (raiso izii)
Réf .......

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Julien
Mpamaky : 180
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : julienfandeferantsoa
Tamin'ny : 08/02/2018 13:56:16
ID : 10355

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo