You are here: home > Tononkira

ENY (Joy K)


Hampiditra sary
Sary hafa
Mpihira : Joy K
Mpamaky : 2102
Nampidirin'i : ramiaramila
Tamin'ny : 08/09/2005 12:19:19
ID : 3260

Imprimer Facebook Facebook
Eny iriko sady inoako
R’ilay sakaizako tsy foiko
Ny ho eo akaikinao
Na dia tsy ho izao de izao
Ref:
Te ho anao aho, ianao ilay nofisiko an’efitra mangina
Ka ny sarinTsiky dia ampyao, tsy misaraka amiko fa sarin’olon-tiana
Ka te ho anao aho, ho anao, ho anao irery ihany
Fa tia anao aho, tena amin’ny fo fa tsy hanihany.


Tonony : Ny Eja
Feony : Joy k


www.joyk.net

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo