Tsisy kara agnao (Joseph d'Af)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy izaho eky ny hangigny tsy hagnambara
Tsy ataoko ategna fa io filazantsara
Fa maty agnao noho ny fahotako
Tompo o ! tsisy hafa an-koatra Anao

Titianah.

Fa maty Agnao noho ny fahotako
Tompo o ! Tsisy hafa an-koatranao
3tps
Tsisy ka raha anao
Hirako ianao sy melodie ny fo ( duo)
Ilay tiako ary koa tia ahy malalako am-panahy

ref: (2 fois)
Tsisy ny tsara mihoatra Anao, mihazona ahy ny tananao
Raha lavitra Anao aho dia irery, ny anilanao no feno hery

Interlude refrain
Titianah.
Tsy miova omaly sy anio ary mandrakizay
Joseph.
Fahazavana famarinana
duo
Dia lalana sy fiainana

Joseph.
Mahatoky Anao zaho malala o !
Tsy misy hafa an-koatra Anao
Famonjena nataonao
Fanadiovana ota

Hirako Ianao sy melodie ny fo( duo)
Hoe tiko ary koa tia ahy malalako am-panahy

ref: (2 fois)
Tsisy gny tsara mihoatra anao, mihazona ahy ny tananao
Raha lavitra anao aho dia irery, ny anilanao no feno hery

Fenohery (2) ny anilanao malalako am-panahy
apres 4*3 + 1tp
eh ieheeeee

ref: (2 fois)
Tsisy gny tsara mihoatra anao, mihazona ahy ny tananao
Raha lavitra anao aho dia irery
Ny anilanao no feno hery

apres 4*3 + 1 tps
Tsisy kara agnao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Joseph d'Af
Vangy : 12736
Mpankafy : 2 Ankafizo
Nampiditra : yann.mamy
Daty : 18/04/2014 10:31
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4243