You are here: home > Tononkira > Joseph d'Af

Solution (Joseph d'Af)

Ela niheverako fa , zao mahavita tegna e,
Nefa tratran'ny problem maro zao nanjary sanganehana e
Velogny Jesosy fOtigny tena maro ny zaka vitany
Vahaolagna maro tegna maro tegna tsy nampoizitononkira.serasera.orggny

Ref : Ke tsy haiko ndreky ny tsy hisaotra anazy e,
        Mitalao ny ankehitrigny, sy zay mbola ho avy e,
        efa very zao tsy nariagny e, mbola namiagny fitia
        tsy nagnambela zao tsy hanana solution

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Joseph d'Af
Mpamaky : 4355
Mpakafy : 2 Ankafizo
Nampidirin'i : chaeltan11
Tamin'ny : 17/09/2016 22:08:24
ID : 8840

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo