Manompo Andriamanitra velona (Joseph d'Af)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Jesôsy zalahy , no tegna mahere e
Zanahiranay e , Tompon’ny hery e
Fa na ny fasana e tsy nahatazona azy e
Nitsangana e , ya , velona izy e
(in-2)

Refrain :
Manompo Andriamanitra velona (Izay mino azy e)
Manompo Andriamanitra velona (Hiakatra ho any an-danitra e)
Manompo Andriamanitra velona (Andriamanitray e)
Manompo Andriamanitra velona

Jesôsy mahery e (Ny Anarany e) (in-3)
Jesôsy mahery e

Jesôsy mendriky ho deraigny ry baba a
Jesôsy mendriky ho deraigny ry mame
Lololohavinay an-tampon’ny loha
E e e ,ah, izy ilay izy

Refrain :
Manompo Andriamanitra velona (Izay mino azy e)
Manompo Andriamanitra velona (Hiakatra ho any an-danitra e)
Manompo Andriamanitra velona (Andriamanitray e)
Manompo Andriamanitra velona

Jesôsy mahery e (Ny Anarany e) (in-3)
Jesôsy mahery e

Tsy maty fa velona ilay zanak’Andriamanitra
Tanan-kavanan’Andriamanitra
(in-2)

(Improv)

Feno fahefana (Izy e)
Feno fanjakana (Izy e)
Fanapahana e (Izy e)
Fiderana e (Izy e)
Dia ilay Avo Indrindra (Izy e)
Ambony indrindra e (Izy e)
Ilay tsy foiko afindra e (Izy e)
Izy e

Ankalaizana e (Mendrika ho deraina)
Ankalaizana e (Ankalazaina)
(in-4)

(feon-kira)

Refrain :
Manompo Andriamanitra velona (Izay mino azy e)
Manompo Andriamanitra velona (Hiakatra ho any an-danitra e)
Manompo Andriamanitra velona (Andriamanitray e)
Manompo Andriamanitra velona

Jesôsy mahery e (Ny Anarany e) (in-3)
Jesôsy mahery e
(in-2)
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Joseph d'Af
Vangy : 4448
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Matiasy Le Seul
Daty : 20/01/2018 18:08
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2081