You are here: home > Tononkira > Joseph d'Af

Lehilahy Mahery (Joseph d'Af)

Azôvy  e, Azôvy ny mahavita maharesy ny fiainan-tsy hita e (maharesy ny fiainan-tsy hita e)
Azôvy e , Azôvy ty lehilahy mahavonjy ny fanahy e (mahavonjy ny fanahy e)
Izy e , Izy ny mpanjaka tompon’ny laka e (tompon’ny laka e)
Izy e , raha sendra mandalo , ory ny fahavalo

Refrain :
Lehilahy Mahery e (Jesoa) , Tompon’ny hery (Jesoa) , Izy no Anay (Jesoa)
Lehilahy Malaza a (Jesoa) , Tompon’ny laka e (Jesoa) , Mpanjakanay (Jesoa)
( in-2 )

(Interlude)

Zovy e , Zovy ty lehilahy mandalo amin’ny tanana e (mandalo amin’ny tanana e)
Zovy e , Zovy ty lehilahy malaza amin’ny fahagagana e (amin’ny fahagagana e)
Izy e , Izy no mpanjaka tompon’ny laka e (Izy no mpanjaka tompon’ny latononkira.serasera.orgka e)
Izy e , raha sendra mandalo , ory ny fahavalo

Refrain :
Lehilahy Mahery e (Jesoa) , Tompon’ny hery (Jesoa) , Izy no Anay (Jesoa)
Lehilahy Malaza a (Jesoa) , Tompon’ny laka e (Jesoa) , Mpanjakanay (Jesoa)
( in-2 )

(Interlude)

Dera sy laza ho anao e ,
Hery sy Haja Mandrakizay
Dera sy laza ho anao e

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Joseph d'Af
Mpamaky : 1496
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : Matiasy Le Seul
Tamin'ny : 14/01/2018 16:32:49
ID : 10268

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo