You are here: home > Tononkira > Joseph d'Af

JESOSY Raha tsara (ft Chorale FMC) (Joseph d'Af)

Misy raha
volagniko amignao oh!
Misy raha Ambarako agnao
Misy raha koragniko amignao
Misy raha zakaiko amignao
Fa JESOSY io tena soa
Fa JESOSY io raha tsara
Fa JESOSY io tena meva
(Ă—2)

Namako oh! (Ă—2)

JESOSY raha tsara
JESOSY raha tsara eh!
(Ă—4)

(Instrumental)

JESOSY io vonona hanova ny fiainanao oh yeah!!!!!!
Iz koa mino azy agnao
JESOSY io vonona hanomia fianam-baovao ho anao (Iz koa agnao mandray Azy)
Raha tsara eh!(JESOSY raha tsara)
Amin'ny Fiananao(JESOSY raha tsara eh!!!!)
Oo0oO0ouuuuh!!!! (JESOSY raha tsara)
Isan-andro isan-andro
(JESOSY raha tsara eh!!!!!)
Iz koa mino ny hatsarany agnao(JESOSY raha tsara)

(Instrumental)

JTsiky dia ampyESOSY raha tsara
JESOSY raha tsara eh!!!!
(Ă—2)

(JESOSY raha tsara)
Joseph d'af :
Tsisy ny tsara mihoatra agnao
Zaho hipetraky ankilanao(JESOSY raha tsara eh!!!)
Tiako loatry ny agnilanao
(JESOSY raha tsara)
(Ă—2)

Teny fampaherezana

Joseph d'af :
Ndre maro karazana zĂ ka tsara
A raiky fo no tena tsara
Zay ato mba mahay mitantara
JESOSY no tiako ambĂ ra
Zegny lahy aby filĂ zantsara
Atolotro an'i Gasikara
Ho an'ny taranaka am-pĂ ra eh!!!
Rahatrizay zalahy aby eh!!!!!

Chorale FMC:
JESOSY tsy miova omaly sy anio ary mandrakizay
Ahatonga ny fiainanao ho azo antoka indray
(Ă—4)
Andeso aminazy(ataonao jiaby)
Andeso aminazy(fiainanao eh)
Andeso aminazy(JEHOVAH tsy adino)

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Joseph d'Af
Mpamaky : 822
Mpakafy : 2 Ankafizo
Nampidirin'i : hertman.rakoto
Tamin'ny : 10/03/2018 10:03:34
ID : 10432

Sokajy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo