You are here: home > Tononkira > Joseph d'Af

Jesosy no lalana (Joseph d'Af)

Nahilikilikin-olo zaho
Efa tsy aiko éky tokony hatao
Andeha anilan-tegna tô
Torotoravana

Fôtony antegna masiky
Kay nanjary namiakatsy
Mba hovy antononkira.serasera.orgtena tô
Ho tafita

Jerijery antegna jiary,amorondalana
Nitaraina anjaizaro no handianana
Jesosy anefa mandondona,am-baravaran ny fo
Eny resikizy mba anan-ilay fiadanampo

Ref:

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Joseph d'Af
Mpamaky : 230
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : jedidiajo
Tamin'ny : 05/04/2018 23:01:17
ID : 10529

Sokajy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo