You are here: home > Tononkira > Joseph d'Af

EO AN-KIANJA (Joseph d'Af)

Eo an-kianja fiderana iray samy hafa fiaviana finoana iray
Eo no andrasanay ilay Fanahy mampifankatia mampifandray
Eo an-kianja fiderana izahay samy hafa fiaviana fa finoana iray
Eo no andrasanay ilay Fanahy mampifankatia mampifandray

Avelao hahazo laka ny fideranan’ ny Mpanjaka ny mpanjaka
Asandrato amin’ny feo tsara rindra Ilay Tompo tsara indrindra
Avelao hahazo laka ilay fideranan’ ny Mpanjaka ny mpanjaka
Asandrato amin’ny feo tsara rindra Ilay Tompotsika Ilay Tompo tsara indrindra

Eo an-kianja fiderana iray rehefa todisoa ao an-danitra ao
Eo no itoeranay  mandrakizay amim-pifaliana ao an-tranon-dRay
Eo an-kianja fiderana iray rehefa todisoa ao an-danitra ao
Eo no itoeranay mandrakizay amim-pifaliana ao an-tranon-dRay

Avelao hahazo laka ny fideranan’ ny Mpanjaka ny mpanjaka
Asandrato amin’ny feo ttononkira.serasera.orgsara rindra Ilay Tompotsika Ilay Tompo tsara indrindra
Avelao hahazo laka ny fideranan’ ny Mpanjaka ny mpanjaka
Asandrato amin’ny feo tsara rindra Ilay Tompotsika Ilay Tompo tsara indrindra

Eeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeee

Avelao hahazo laka ny fideranan’ ny Mpanjaka ny mpanjaka
( Asandrato amin'ny avo é!)Asandrato amin’ny feo tsara rindra Ilay Tompotsika Ilay Tompo tsara indrindra
Avelao hahazo laka ny fideranan’ ny Mpanjaka ny mpanjaka
Asandrato amin’ny feo tsara rindra Ilay Tompotsika Ilay Tompo tsara indrindra

Jesosy ô Anao ny lapan’ny fideranan’ny Mpanjaka ny mpanjaka
( Asandrato amin'ny avo é!)Asandrato amin’ny feo tsara rindra Ilay Tompotsika Ilay Tompo tsara indrindra
Jesosy ô Anao ny lapan’ny fideranan’ny Mpanjaka ny mpanjaka
Asandrato amin’ny feo tsara rindra Ilay Tompotsika Ilay Tompo tsara indrindra

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Joseph d'Af
Mpamaky : 4811
Mpakafy : 3 Ankafizo
Nampidirin'i : niniekely
Tamin'ny : 27/09/2016 12:55:18
ID : 8868

Sokajy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo