You are here: home > Tononkira > Joseph d'Af

Dinam-pitiavana (Joseph d'Af)

Na ho mamy na mangidy
Zaho andeha hanompo anao
Na maro mpanankivy
Tsisy ahasaraka aminao
Na mandalo ady sarotra
Tsy hampiova ny fitia
Fitia tsy miady varotra Mandrakizay doria

RFR1
IANAO ho ahy
Zaho koa ho anao tompo o! Dinam-pitiavana ho doria Babonao,resinao
Babo aho resinao tompo o! Hiram-pitiavana ho doria ouh ouh ouh

II-IANAOA nandao ny lapa
Ka nidina tety
Niharitra nizaka
Ny fahoriana ety ho antononkira.serasera.orgao ny voninahitra
Ry tompo be fitia
Fitiavana maharitra mandrakizay doria

Refr1

IlANAO HO AHY
Zaho koa ho anao jeso
Dinam-pitiavana ho doria Babonao resinao tompo o! Hiram-pitiavana ho doria
azoko ny tsara ka tsy ho avelako fa tanako Ianao namonjy ahy am-balanao ny eo akaikinao no maha tsara ahy fiandrianako hiram-pitiavanao doria
AIANAO HO AHY
Zaho ko ho anao
Babo aho resinao
Babo aho tsotr'izao tompo o! Dinam-pitiavana ho doria

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Joseph d'Af
Mpamaky : 6762
Mpakafy : 3 Ankafizo
Nampidirin'i : lal'aina pisou
Tamin'ny : 03/08/2015 23:34:28
ID : 7620

Sokajy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo