You are here: home > Tononkira > Joseph d'Af

Adala an'i jesosy (Joseph d'Af)

Jesosy oh! Malalako  ,Mila anao zaho
Raha vao mifoha maraina aho,
Mahatsiaro anao
F'any aminao ny eritreritro, sy fitiavako
Ra'izao rehetra izao, tsisy atakaloko anao

FIV: Adalanao aho Jesosy oh!
       Tsy misy atakaloko anatononkira.serasera.orgo
       F'any aminao irery ihany ny fitiavako
        malalako Ianao
Marary aho, Tompo oh
Ianao no antsoiko
Malaelo aho,  Tompo oh
ianao no tsaroako
Mijaly aho, Tompo oh
Ianao no tadiaviko
Mifaly aho, Tompo oh
Ianao no izarako aloha
   mila anao aho

Hevitra mandeha

fetra.emo (05/03/2017 20:34:15)

tsara ilay vazo (y)

Rinah Hanitriniaina (03/02/2017 12:36:16)

Tiko loatra

stevenbryan415 (03/12/2016 16:18:21)

Tiko enw Jesosy รด,ts mis atakaloko anw

ramb.andry (08/07/2016 14:46:06)

amen , samy adalan'i Jesosy daholo isika rehetra

max6 (29/06/2016 11:22:26)

m'lay

Tohiny

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Joseph d'Af
Mpamaky : 10006
Mpakafy : 12 Ankafizo
Nampidirin'i : apolon
Tamin'ny : 27/04/2016 13:29:55
ID : 8477

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo