FITIA MANDONA FO (Jordana sy Zoara ( G.A.E ))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1) Fitiavanan fitiavana
Tsisy takalo fa matotra
Fitia mitoetra ato anatiko Jeso
Ny nijalianao
REF : Dinitrao nipatraka
Ranao latsaka
Ainao nafoy noho ny otako
Tsy haiko Jeso ny ho mafy fo
Ka hanadino Anao

2) Fitiavana fitiavana
Mangina tsy mba tia sehoseho
Fitia malefaka mandona fo
Ny niaretanao ahy

3) Anjarako anjarako
Mandritra ny andro sisako
Hitory hatrany ny Fitiavanao
Nisolo voina ahy
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Jordana sy Zoara ( G.A.E )
Vangy : 1606
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : jordanasyzoara
Daty : 09/11/2014 22:34
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0119