Miverena (ft Nomena) (Johasina)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fantatro fa izaho no nahatonga izao
Tsy mendrika ny ho eo anilanao
Ka aza tsiny no voalohan-teny
Tsy afaka ny hanova ny efa lasa
Fa ny azoko ambara dia endraso aho

Injany ny feo manao hoe
Mitalaho marina e
Miverena re

Tsy afaka ny handrotsaka tomany
Fa ny ato am-poko no manakana an'izany
Mangirifiry loatra mila tsy ho tàna
Tsy afaka ny hanova ny efa lasa
Fa ny azoko ambara dia endraso aho

Injany ny feo manao hoe
Mitalaho marina e
Miverena re
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Johasina
Vangy : 1233
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 20/12/2017 19:07
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0224