You are here: home > Tononkira > Johane

Mionona (Johane)

Angamba tsy hainao,Yeah
Fa ny nataonao ihany no nahatonga anah otrizao
Ny alaeloko sy ranomasoko lava
Ny tomany,tanondrika nanary lamba
Tsy ho adinoko angamba
Nefa voamaika nataoko ny hampitraka anah
Tsy nataoko ho sakana
Nozakaiko ho anah irery ny mahazo anah
Tsy ianao no ande ho andrasana
Ref:(x2)

Fa ny aty ko malala mionona e
Mahay miala fa tsy mila atorona e
Mahay mandrava dTsiky dia ampyia mahay manorona e
Tsy ela,tsy ela dia mahita solony e

Ka tsy izaho anie ny ande ampivarilava anao sy ampijaly lava anao
Fa misy anie vonona hitia sy hanaja anao
Efa ela no niandry anao
Ayeeeee
Fa ny atao hoe fitia tena tsara tsy mety lany
Tonga ho azy eo foana io fa aza manahy izany
Ny anjara koa tsy azo terena
Izay tonga eo no atrehana
Rehefa voa dia manony tena a
Hita avy eo izay fandehany a
Ref:(x2)

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Johane
Mpamaky : 459
Mpakafy : 1 Ankafizo
Nampidirin'i : judicael18
Tamin'ny : 31/12/2018 11:46:04
ID : 11240

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo