Totodia valy (JOH)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
i-Totodia valy, i-Totodia valy, i-Totodia valy e! Tisy miala tsika eto niany e!
i-Totodia valy fa hanala fo falifaly.......

Sikinan'i Valy ny lambahoany e (i-Totodia valy)
Hamovoka hanala hamoamo (i-Totodia valy)
Tehafo Levaly fa mikoragna e (i-Totodia valy)
Fa mitsinjaka atsika aketo niany e (i-Totodia valy)
Totoy ny vary @ toto vary e (i-Totodia valy)
Tsara ôsika tsara koragna Valy e (io edy izy eeeeeeee...)

Mandihindihy Totodia valy Levaly (fa nahazo vaiavy mahay manontsana e ehh) 2X


Mandihindihy Totodia valy, mandihindihy Totodia valy,
Mandihindihy Totodia valy, mandihindihy ... 2X

Potrapotraka dinitr'i Valy e, mipatrapatraka ôtran'ny rano ah
(Tazano Levaly eeeh, jereo fa mafana) 2X

Ref:
io edy izy e (fa mamolaka), io edy izy e (tsara folaka)
io edy izy e (fa miôsika), io edy izy e [(tsara kôtsika)] 2X


Mandihindihy Totodia valy Levaly (fa nahazo vaiavy mahay manontsana e ehh) 2X

Mandihindihy Totodia valy, mandihindihy Totodia valy,
Mandihindihy Totodia valy, mandihindihy ... 2X

potrapotraka dinitr'i Valy e, mipatrapatraka ôtran'ny rano ah
(Tazano Levaly eeeh, jereo fa mafana) 2X

Ref:

...

JOH (Rinah)
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : JOH
Vangy : 1901
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : dinos
Daty : 17/11/2010 16:59
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0708