RAHA TONGA NY FITSAPANA (Pasteur Jocelyn RANJARISON)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha tonga ny fitsapana
Tsy maintsy holalovako
Ka hiodina hiala avokoa
Izao rehetra izao

Toa ts’isy azo antenaina intsony
Azo hifikirana Tompo ô!
Aiza ianao miantsoantsoanao
Ny ao anatiko ao

Réf: Tsy manana aho Tompo ô!
Afa-tsy Ianao
Dia Ianao ‘lay tia ahy
Ts’isy ady varotra

Tsy manana ahoTompo ô!
Afa-tsy Ianao
Afa-tahotra ny fo
Tsy mahafoy ahy Ianao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Pasteur Jocelyn RANJARISON
Vangy : 10133
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : zokelia
Daty : 24/02/2014 08:58
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0741