RAHA NY OLOKO (Pasteur Jocelyn RANJARISON)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha ny oloko izay nantsoina
Tamin’ny Anarako
Hanetry tena, hivavaka,
Hitady ny tavako
Hiala amin’ireo ratsy izay fanaony
Ka hiverina Amiko
Hitady indray ny fanatrehako

Ref : Hihaino azy any an-danitra aho
Handray ny fifonany
Fitarainany ho raisiko tokoa
Ho avelako ny helony
Ireo fahadisoana vitany
Ka ny taniny dia ho sitraniko

Ho avelako ny helony
Sitraniko ny taniny
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Pasteur Jocelyn RANJARISON
Vangy : 7126
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : zokelia
Daty : 24/02/2014 08:58
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5586