MIANDRANDRA ANAO (Pasteur Jocelyn RANJARISON)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fanahy Masina ô! avia
Fenoy ny foko, ny amiko tontolo
Fanahy Masinaô! avia
Faniriako indrindra Ianao

Ref : Miandrandra Anao ny ao anatiko ao
Ilay fiainam-baovao avy Aminao
Tsy ho toy ny taloha
Tompo ô! Ny fiainako

Fanahy Masina ô! Mila Anao aho.
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Pasteur Jocelyn RANJARISON
Vangy : 9356
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : zokelia
Daty : 24/02/2014 08:54
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0722