Jeremia 29:11 (Pasteur Jocelyn RANJARISON)

Ianao mahalala izay hevitra ahatsara ahy
Fantatrao Tompo ô! ny amiko tontolo
Tsy manana Ianao
Afa-tsy izay mahasoa ahy
Tsy hahatonga loza fa fiadanana

Ref :  Mihevitra ahy foana Iantononkira.serasera.orgao
Isan’andro izao
Sambatra ny foko manana Anao

Be ireo izay mampanahy
Mampierikerika ahy
Ireo fitondranao, tsy takatry nysaiko
Nefa hoy Ianao miteny
F’ireny rehetra ireny
Tsy ahatonga loza fa fiadanana

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Pasteur Jocelyn RANJARISON
Mpamaky : 2653
Mpakafy : 1 Ankafizo
Nampidirin'i : zokelia
Tamin'ny : 24/02/2014 08:53:29
ID : 6468

Sokajy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo