ATSANGANAO INDRAY (Pasteur Jocelyn RANJARISON)

Fantatro fa tia ahy Ianao
Na mandalo mafy aza aho
Fantatro fa tia ahy Ianao
Tsy mahafoy ahy Ianao

Be ireo izay efa nolalovako
Nisedra ny mafy teny aho
Toa tsy hitako intsony izay hiafarana
Soa fa mbola teo Ianao

Ref : Atsanganao tononkira.serasera.orgindray ho tsara kokoa
        Ny fiainakoTompo ô!
        Mihoatry ny taloha
       Tsy avelanao ho rava mandrakizay aho
       Tompo ô! tia ahyIanao

Mpanarina fiainana Ianao
Mpanangana fiainana Ianao
Tsy misy zavatra tsy hainao atao
Tompo ô ! mino Anao aho

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Pasteur Jocelyn RANJARISON
Mpamaky : 11504
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : zokelia
Tamin'ny : 24/02/2014 08:53:54
ID : 6467

Sokajy