Ambany elatrao (Pasteur Jocelyn RANJARISON)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ambany elatrao, no tiako hitoeranaRaha tojo tafiotra ny fiainako
Tsy misy toerana hafa azo antoka
Fa eo aminao ho iriko, eo anilanao no tiako
Tompo ô matoky aho, fa mialoka Aminao
Ny tànanao no manodidina ahy
Reo tebitebin’ny fo, dia hangina avokoa
Mitsahatra aho, ambany elatrao.
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Pasteur Jocelyn RANJARISONVangy : 20342
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : sarobidy
Daty : 16/11/2007 13:28