Neny (Jocelin RANJARISON)
Mpihira : Jocelin RANJARISONMpamaky : 1633
Nampidirin'i : Missie
Tamin'ny : 03/12/2004 13:37:47
ID : 2789 Un petit dédicace à Toutes les mamans
Neny ô! tinay ianao
Neny ô! mamy indrindra ianao
Ny tompo anie homba anao
Na aiza hisy ianao
Izy hampifaly anao
Ho tahiny anie ianao
Amin’ny androm-piananao
Izaho hiranay izao
Natokanay ho anao
FA MAMINAY IANAO




