Dada (Jocelin RANJARISON)
Mpihira : Jocelin RANJARISONMpamaky : 2023
Nampidirin'i : Andriamamonjy Verohanitra
Tamin'ny : 30/07/2003 09:17:18
ID : 1813 Arahabaina ianao anio
O!ry dada maminay
Faly ery izahay
Nomen’ny Tompo anao
Hiaraka any an-danitra
Hotahiana anie ianao
Na dia mafy ny asanao
Maherezà dada o!
Izahay hanohana anao
Satria tena tianay ianao




