Andron'ny Tompo (Jocelin RANJARISON)
Mpihira : Jocelin RANJARISONMpamaky : 1394
Nampidirin'i : Fiffi
Tamin'ny : 03/10/2007 07:04:07
ID : 4752 Asandrato anio ny hira fiderana
’Ndao hiara-hanandratra azy
Amim-pifaliana no hankalazana
Andron’ny Tompo anio
Ny volana aman-kitana (hidera azy)
Ny lanitry ny lanitra (hidera azy)
Ny anjeliny rehetra (hidera azy)
Andron’ny Tompo anio
Ny vorona manidina (hidera azy)
Ny rano mikoriana (hidera azy)
Izay manam-pofonaina (hidera azy
Andron’ny Tompo anio




