You are here: home > Tononkira > JIMMY HARISON

Vadiko ianao (JIMMY HARISON)

Voatokan’ity andro anio ity
Anehoako aminao, io, hilazako aminao, io
Ny tena fitiavako anao (fitiavako anao) io eh
Natolotrao ahy, nomenao tsisy ahiahy
Ny aty fo sy fanahy_hy ! nampifandrahy_hy!
Ny anao sy ny ahy (Ny anao sy ny ahy)

Tiako, tianao, tiako, tena tianao,tiako
Eh!tTsiky dia ampyianao io eh
Ny fiainako, hiainanao, hiainako ny fiainanao
Ahy sy anao io eh
Ho alehako, ny lalanao no lalako
Ka izao, manaiky aho, ekenao izao voady izao

Fitia tsy ho lefy mandrakizay
Atolotro ho anao, io, omeko ho anao, io,
Satria, vadiko ianao ( vadiko ianao x2)
Vadiko ianao io eh ( vadiko ianao x4)


Hevitra mandeha

hertnmamonjisoa (06/01/2019 20:05:34)

mahafinaritra be ka misaotra e!

Tohiny

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : JIMMY HARISON
Mpamaky : 281
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : Ninouche
Tamin'ny : 03/01/2019 12:53:08
ID : 11241

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo